plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/26.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 26 Avy am'ôla raika no nagnôvany ny firenena daôly ho an'ny ôla mba hiaigna akeo ambonin'ny tany, namaritra ny vanim-potônan'jareo sy nanendry ny toeram-ponenana ary ny andro iaignan'reo, \v 27 ka mba tokony hitsikaraka an'Andriamanitra izy reo, raha tô ka mety hatratra sy hahitra an'Azy zareo. Kanefa mbola tsy lavitra antsika tsiraikaraika avy Izy.