plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/24.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 24 Ny Andriamanitra ze nagnano zao tontolo zao sy ny ra-daôly akeo aminazy, satria Tompon'ny lagnitra sy ny tany Izy, tsy mipetraka akao agnaty tempoly vôorina tam'tagnana. \v 25 Na izy tsy notompona tam'tagnan'ôla, ôtran'ny nila ra izy, satria izy tegnany no magnome fiaignan'ôla sy ny fofon'aigna ary ny ra hafa daôly.