plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/22.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 22 Ka nitsangana takeo ampovôgn'ny Areopago i Paoly ary niteny hoe: "Anareo leilàn'i Ateniana, hitako fa tegna relijiozy am'fomba daôly anareo. \v 23 Fa raha nandalo za ary nandinika ny tanjon'ny fomba fanompoam-pivavahanareo, de nahita alitara za misy ty soratra ity hoe: 'Ho an'Andriamanitra Tsy Fantatra. "Ino zany no hivavanareo akao am'tsy fantatra, zany no lazaiko aminareo.