plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/19.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 19 Naka an'i Paoly izy reo ary nitondra an'azy tao amin'ny Areopago, niteny hoe: "Afaka mamantatra zany fampenarana vaovao ze notaraviano zany ma zahay? \v 20 Fa mitondra ra hafa tsy fahareign'ny sofina enao. No zany, te hafantatra ny dikan'zany ra zany zahay." \v 21 (Ary ny Atenina daôly sy ny vahiny nipetraka de nandany ny fotôgnany tamin'ny tsy nisy fa iany kô tam'filazana na fihainoana momban'ny ra-vaovao.)