plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/13.txt

1 line
536 B
Plaintext

\v 13 Fa reo Jiosin'ny Tesalonika rafa nareigny fa i Paoly de nagnambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria iany kô, de nandeha tegny zareo ary nampitabataba sy nampikorontagna reo vahôka. \v 14 Ary avy hatraigny, reo rahalà nandefa an'i Paoly ho aigny an-dranomasina, fa i Silasy sy i Timoty nijanona teo. \v 15 Reo ze nitarika an'i Paoly nitondra an'azy hatraigny am'tanànan'i Atena. Raha namela an'i Paoly takeo izy reo, de nandramby torolàlana avy aminazy ho an'i Silasy sy Timoty mba hankaigny aminazy haingana araka ze ao atao.