plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/10.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 10 Nalefan'reo rahalà taigny Beria ny alin'iny i Paoly sy Silasy. Rafa tonga tany izy reo, de niditra tao am'synagogan'ny Jiosy. \v 11 Ary reo ôla reo de mihaja mandombolombo no reo aigny Tesalonika, fa nandray ny teny tamim-pahavonognan'ny saina daôly zareo, nandinika ny Soratra Masina isan'andro mba hahita raha tegna zany tokô regny ra regny. \v 12 No zany de betsaka tam-jareo no nino, tao agnatin'zany ny vevavy Grika manan-kaja sasagny sy leilà betsaka.