plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/05.txt

1 line
588 B
Plaintext

\v 5 Fa reo Jiosy tsy mpino nenti-pelonana de naka reo ôla ratsy fagna avy aigny an-tsena, nagnangona niaraka ny vahôka, ary nampitabataba ny tanàna. Nanafika ny tragnon'i Jasona, te hitondra an'i Paoly sy Silasy hiala ny vahôka izy reo. \v 6 Fa rafa tsy hitany zareo, de notarin'jareo i Jasona sy ny rahalà hafa sasagny ho akeo agnolôn'ny manam-paefanan'ny tanàna, nitomany. "Reto leilà ze nampitsimbadika zao tontolo zao reto de tonga takeo iany kô. \v 7 Reto leilà ze nampandroson'i Jasona reto de manoitra ny didin'i Kaisara; miteny zareo fa misy mpanjaka hafa de i Jesosy."