plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/01.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 1 Ary rafa nandalo reo tanànan'ny Anfipolia sy Apolonia zareo, de tonga tao am'tanànan'i Tesalonika zareo, ze nisy Synagogan'ny Jiosy.\v 2 Paoly, araka ny fomba fataony de nankeo am-jareo, ary niady hevitra niaraka tam-jareo avy ao amin'ny Soratra Masina nandritra ny andro Sabata intelo.