plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/22.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 22 De nitsangana ny vahôka nagnohitra an'i Paoly sy Silasy; nagnala ny lamban-jareo ny mpitsara ary nandidy an-jareo mbô ho tarôna amin'ny kakazo. \v 23 Rafa notarôn'reo mafy zareo, de nalefan-jareo taigny an-tragnomaizina ary nandidy ny mpambina ny tragnomaizina mbô hiambina mafy an-jareo. \v 24 Rafa navôray an'zany didy zany ny mpiambina, de nalefany taigny amin'ny farany agnatiny ndrindra amin'ny fonja zareo ary nofatorany takeo amin'ny kakazo ny tongotr'zareo.