plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/14.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 14 nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. \v 15 Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho matoky amin'ny Tompo anareo, de midira ary mitoera akao an-tragno." Ary nandresy latra an'nay izy.