plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/06.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 6 Nande namakivaky ny faritry ny Frygia sy Galatia Paoly sy ny namany, satria noraran'ny Fanahy Masina zareo hagnambara ny teny aigny amin'ny faritr'i Asia. \v 7 Rafa niditra nanakeky an'i Mysia, de tehande ho akaigny bitynia zareo, nefa nosakanan'ny Fanahin'i Jesosy zareo. \v 8 Ka nandalo tamin'i Mysia, de nande nidigna taigny amin'ny tanàna an'o Troasy zareo.