plt-x-sihanaka_act_text_reg/16/01.txt

1 line
394 B
Plaintext

\c 16 \v 1 Tonga taigny Derbe sy Lystra iany kô Paoly, ary indro, takeo le mpianatra raika antsovina hoe Timoty, zanaka lahin'ny vevavy Jiosy ze nino; Grika ny rainy. \v 2 Izy de tsara laza tam'reo ralàny ze taigny Lystra ary Ikonioma. \v 3 Ten'i Paoly hiara-de amin'azy izy; de nalainy izy ary noforany noho reo Jiosy ze takeo am'reo tôrana reo, satria fantatr'izy daôly fa Grika ny rainy.