plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/39.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 39 Avy teo de nisy fifandirana mafy, ka nisaraka izy reo, ary i Barnabasy nitondra an'i Marka niaraka taminazy ary nande sambo nankaigny Sipra. \v 40 Fa i Paoly nifidy an'i Silasy ary nande, tafaran'ny nagnomezan'reo rahalà an'azy andraikitra ho an'ny fasoavan'ny Tompo. \v 41 Avy teo de nande namakivaky an'i Syria sy i Kilikia, ka nampatanjaka an'reo fengonana.