plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/33.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 33 Rafa avy nijagnona fotôna vitsy tao zareo, de nalefa am-pedanana avy am'reo rahalà ho aigny am'reo ze nandefa an'jareo reo. \v 34 (Fagnamarihana: Ny dikan-teny tranaigny ndrindra de magnala ny andininy faha 34 (jereo ny Asa 15:40): "Nefa mbola satrin'i Silasy ny hijanona teo.") \v 35 Fa i Paoly sy Barnabasy de nijanona taigny Antiokia niaraka tam'reo maro hafa, ze nampenaran'jareo sy nagnambaran'jareo ny tenin'ny Tompo.