plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/24.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 24 Tsika de efa naregny fa reo ôla sasagny de niala tamintsika, tsy nisy baiko avy amintsika, ary nagnelingeligna an'nareo tam'reo fampenarana ze nampikorontagna ny fagnanareo. \v 25 Zao no izy, zahay daôly de efa nagneky ny hifidy reo leila sy handefa an'azy reo aigny aminareo miaraka amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay, \v 26 leila ze nagnano ny aigny tsy ho ra ho an'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.