plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/19.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 19 No zanay, ny hevitro de tsy tokony hagnakorontagna reo avy amin'ny Jentilisa ze nitodika tamin'Andriamanitra tsika. \v 20 Fa tsika de hanoratra ho an'azy reo fa tsy maintsy miala amin'ny falotoan'reo sampy zareo, amin'ny favetavetana, ary amin'ny henan'ny biby vôkenda, sy amin'ny rà izy reo. \v 21 Satria Mosesy de efa vômbara tamin'ny isan-tanàna tamin'ny andro talô ary izy de vakina akao amin'reo synagoga isaky ny Sabata."