plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/10.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 10 Ary no zany nagnino anareo no mitsara an'Andriamanitra, hoe tokony asena zoga akeo am'vozon'reo mpianata nefa na ny razantsika na tsika aza tsy mavita milanja? \v 11 Nefa mino tsika fa ho vôvonjy amin'ny alalan'ny fasoavan'i Tompo Jesosy, ôtran'jareo iany kô."