plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/05.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 5 Nefa ny ôla sasagny ze nino, ze tao amin'ny tarik'ireo Fariseo, de nitsangana sy niteny hoe: "Ilaina ny magnano ny famorana an'azy reo sy ny mibeko an'azy reo hitandrina ny lalàn'i Mosesy." \v 6 No zany reo apostoly sy reo loholona de niara-nivory mba handinika zany zava-misy zany.