plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/01.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 1 Ny ôla sasagny de nidigna avy taigny Jodia hankaigny Antiokia ary nampianatra reo rahalà, ka niteny hoe: "Raha tsy vita famorona araka ny fomba fataon'i Mosesy anareo, de tsy vôvonjy nareo." \v 2 Zany de natonga an'i Paoly sy Baranabasy tao agnaty fifandirana sy ady hevitra tam-jareo. No zany i Paoly sy i Barnabasy de vôtendry niaraka tam'sasagny hafa tam-jareo hiakatra aigny Jerosalema mba hiaogna am'reo apostoly sy reo loholona momba an'zany fagnontanena zany.