plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/08.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 8 Nisy leila raika nipetraka takao Lystra malemy ny tongony, hatraigny an-kibon-dreniny, ze efa tsy nande hatram'zay. \v 9 Io leila io nandregny an'i Paoly nikoragna. Paoly nanatrika an'azy tsara takeo amin'ny masony ka natazagna fa managna finoana ny ho sitrana izy. \v 10 Ka nilaza tamin'azy izy tamin'ny feo mahery hoe: "Mitsangàna amin'ny tongotrao." Noho ny avekeo le leila de nitsambikimbikina ary nande takeo amin'ny magnodidina.