plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/05.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 5 Rafa nagnandrana nandresy lahatra ny mpitarika an-jareo ny Jentilisa sy ny Jiosy mbô hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy, \v 6 de nanjary nisitrika zareo ary nilefa malaky takao an-tanànan'ny Lykaonina, Lystra sy Derbe, ary reo tanàna magnodidina ny faritra, ka \v 7 tagny zareo no nagnambara ny filazantsara.