plt-x-sihanaka_act_text_reg/14/03.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 3 Ka nipetraka ela takeo zareo, nitare tam-pasahiana niaraka tamin'ny herin'ny Tompo, tamin'ny nagnomezany porofo makasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany. Izy nagnano zany tamin'ny alalan'ny famantarana sy fagagana ze natao tamin'ny alalan'ny tagnan'i Paoly sy Barnabasy. \v 4 Saingy ny ankabeazan'ny tanàna de nizarazara: ny ôla sasagny niandany niaraka tam'reo Jiosy, ary ny sasagny niaraka tam'reo Apostoly.