plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/50.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 50 Fa ny Jiosy kosa de namporisika an'reo vevavy mafatra-po sy manan-danja, sy reo leila mpitarika tao an-tanàna. Niteraka fagnenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy zany ary nanipy an'azy reo ho aigny avelan'ny tanàna. \v 51 Fa Paoly sy Barnabasy nagnintsagna ny jofo tamin'ny tongotry zareo mba hanoherana an'azy reo. Ary avy takao zareo de nankaigny amin'ny tanànan'i Ikoniama. \v 52 Ary ny mpiantra de feno hafalena sy ny Fanahy Masina.