plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/48.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 48 Rafa nareigny an'zany ny Jentilisa, de faly sy nidera ny tenin'ny Tompo. Ary betsaka reo ze vôtendry ho amin'ny finoana ny fiaignana mandrakizay no nino. \v 49 Ary ny tenin'ny Tompo de niely eran'ny faritra manontolo.