plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/28.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 28 Na de tsy matazagna ze antony tsara hamonoana an'Azy ary zareo, de nangataka tamini Pilaty fôgna mba hamono an'azy. \v 29 Rafa tanterak'izy reo ny ra daôly ze vôsoratra momba an'azy, de nampidin'izy reo taigny amin'ny kakazo Izy ary nampandreny tao am-pasagna.