plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/26.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 26 Ry rahala, zanaka avy amin'ny taranak'i Abrahama, ary ze midera an'Andriamanitra daôly akeo aminareo, ho antsika no nandefasana an'zany hafatra momban'ny famonjena zany. \v 27 Fa re ze mipetrak aigny Jerosalema, sy ny mpitondran'izy reo, de tsy nafantatra an'azy, ka tanterak'izy reo ny vôlazan'ny mpaminagny ze vakina isan-tsabata ny amin'ny fagnamelohana an'azy.