plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/21.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 21 Avy takeo de nangataka mpanjaka ny ôla, ary Andriamanitra nagnome an'azy reo an'i Saoly zanak'i Kisa, leila avy amin'ny fokon'i Benjamina, mba ho mpanjaka mandritry ny efapolo taona. \v 22 Ary avy takeo ndre Andriamanitra de nangala an'azy takeo amin'ny fanjakany, ka nanandratra an'i Davida mba ho mpanjakan-jareo. Fa zany no nolazain'Andriamanitra momba an'i Davida hoe: Efa natazagna an'i Davida zanak'i Jesea za mba ho olon'ny foko, ze hagnano ze daôly teko hataony.