plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/16.txt

1 line
597 B
Plaintext

\v 16 Ary nitsangana Paoly ary nagnano fihetsika tamin'ny tagnany, ka nitare hoe: "Ry olon' Israely anareo ze magnano voninahitra an'Andriamanitra, mitaino. \v 17 Ny Andriamanitra ny olon'Israely de nisafidy ny raintsika ary nampitombo isy ny ôla rafa nipetrak takeo amin'ny tanin'ny Egypta, ary tamin'ny andro fanandratana ny sandriny de notarihiny nivôka takao izy. \v 18 Ary nandefitra tamin'azy reo taigny agnefitra nandritry ny efapolo taona teo ho eo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô de mivaky salan'zao: "Nandritry ny efapolo taona eo ho eo de niahy an'azy reo taigny agnefitra izy.")