plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/13.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 13 Ary Paoly sy ny namany de lasana niondrana antsombo avy takao Pafosy nankaigny Perga aigny Pafilia. Fa Jaona kosa nandôsa an'azy reo niverigna taigny Jerosalema. \v 14 Paoly sy reo namany da nande avy taigny Perga avy nankaigny Antiokan'i Pisidia. Ary tao de nade nankaigny amin'ny synagoga tamin'ny andron'ny Sabata zareo ka nipetraka. \v 15 Tafaran'ny famakaina ny lalàna sy ny mpaminagny, de nandefa hafatra taigny amin-jareo ny mpitariky ny synagoga nitare hoe: "Ry rahalà, mba managna hafatra fampaherezana ho an'ny ôla aketo anareo, de taravo izany."