plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/11.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 11 Fa ndreo am'zao, ny tagnan'ny Tompo de efa amela an'nao ka ho tonga jamba anao. Ary tsy hatazagna ny masoandro alô anao. "Teo ny teo de nilatsaka takao amin'i Elimasy ny fanjavojavonana sy fahamaizignana; nanomboka nivezivezy ary nangataka tamin'ôla izy mba hitantana an'azy amin'ny tagnana. \v 12 Rafa avy natazagna ze ra nibôgna teo ny governora, de nino izy, satria gaga tamin'ny fampenarana momba ny Tompo izy.