plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/06.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 6 Ary rafa namakivaky ny nosy irai-manontolo mankaigny Pafosy zareo, de natazagna mpagnano aody, ze mpaminagny Jiosy santoka ary ny agnarany de Bara Jesosy.\v 7 Mpagnana aody ze niara-niasa tamin'reo governora, Serjio Paolosy, ze leila tegna mahay. Nosamborin'io leila io Barnabasy sy i Saoly, satria te hareigny ny tenin'Andriamanitra izy. \v 8 Fa Elimasy "mpagnano aody" (zany no nandikana ny agnarany) nanohitra an'azy reo, ary niezaka hagnodigna ny governora hiala amin'ny finona izy.