plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/04.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 4 Ka nagneiky ny Fanahy Masina i Barnabasy sy i Saoly ka nande nidigna nankaigny Selosia; avy takeo zareode niondra an-tsabo ho aigny amin'ny Nosin'ny sipra. \v 5 Rafa takao an-tanànan'ny Salamina zareo, de nitory ny tenin'Andriamanitra takao amin'ny Synagogan'reo Jiosy zareo. Ary nanagna an'i Jaoana Marka kô zareo mba ho mpagnampy an'azy.