plt-x-sihanaka_act_text_reg/12/20.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 20 Ary Heroda de tezitra mafy tam-vahôkan'i Tyra sy Sidona. Niara-nankaigny aminazy izy reo. Nandresy lahatra an'i Blasto izy reo, le mpanampin'ny mpanjaka, mba hanampy an'azy reo. De nangataka fihavanana izy reo, satria ny tagnànan'jareo de mandray ny ahaniny avy am-panjakan'ny tagnàna.\v 21 Tamin'ny andro vôtondro Heroda de nampenkanjo ny tegnany akanjona mpanjaka ary nipetraka takeo am'seza fendrianana; nikabaray tam-jareo izy.