plt-x-sihanaka_act_text_reg/12/18.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 18 Ary rafa nazava ny andro, de tsisy fentanam-po kely teo am'reo miaramila ny am-ze nibôgna tam'i Petera. \v 19 Rafa avy nikaraka an'ze Heroda ary tsy nahita an'azy, de nagnadihady ny mpiandry izy ary nandidy an'azy reo mba hovonoina. De nidigna avy aigny Jodia nankaigny Kaisaria izy ary nitôtra taigny.