plt-x-sihanaka_act_text_reg/12/09.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 9 De nagnarala an'le anjely Petera ary nivôka. Tsy fantany fa reo ze nataon'ny anjely de tegna izy. Nihevitra izy fa nahita fahitana.\v 10 Rafa avy nandalo teo amin'ny mpiambina vôlôny sy faharô izy reo, de tonga takeo am'vavahady vy ze mizotra mankaigny am'tagnàna; nisokatar ho an'azy tam-jareo zany. Nivôka izy reo nidigna tam'lalana raika, ary le anjely nandôsa an'azy avy hatraigny.