plt-x-sihanaka_act_text_reg/12/05.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 5 No zany de notanana takao am-ponja Petera, fa ny vavaka de nataon'reo ze takao am-pengonana mafy kokoa tam'Andriamanitra ho an'azy. \v 6 Ny alina alôn'ny hitondran'i Heroda an'azy hotsaraina, Petera de natory takeo agnelagnelagn'ny miaramila rôey, vôfatotra tam'rojo rôey, raha mbola nijanona niambina ny fonja ny mpiandry tao alôn'ny varavaragna.