plt-x-sihanaka_act_text_reg/11/29.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 29 Noho zany, reo mpianatra, araka ny fahafahan'ny tsiraikaraika avy, de nagnapa-kevitra ny handefa fanampena ho an'reo ralà taigny Jodia. \v 30 Nagnano an'zany zareo; nandefa vola no an'reo lôhôla zareo tamin'ny tagnan'i Barnabasy sy Saoly.