plt-x-sihanaka_act_text_reg/11/15.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 15 Raha vô nagnomboka nikoragna tamin-jareo za, ny Fanahy Masina de tonga tamin-jareo, salan'ny nidignany taminay taigny am-bôlôny. \v 16 Tadidiko ny tenin'ny Tompo, ny nitinenany hoe: "Jaona nagnano batisa tamin'ny rano tokoa; fa anareo de mila hatao batisa akao amin'ny Fanahy Masina."