plt-x-sihanaka_act_text_reg/11/11.txt

1 line
610 B
Plaintext

\v 11 Indro, teo no ho eo de nisy telolà nitsangana takeo agnolôn'ny tragno ze nisy an'nay; nalefa avy taigny Kaisaria nankaty aminà zareo. \v 12 Ny Fanahy de nandidy anà hiaraka amin-jareo, ary tsy tokony hagnisy fizahan-tava amin-jareo za. Reo ralà enina reo de nande niaraka taminà, ary nande nankao an-tragnon'le leila zahay. \v 13 Izy nikoragna taminay ny nahitany anjely raika nitsangana takao an-tragnony ary nitare hoe: "Magnirà leila aigny Jopa ary ento miverigna i Simona ze antsôvina hoe Petera. \v 14 Izy de hilaza hafatra raika aminao ze havôvonjy an'nao - anao sy ny ankohonanao daôly."