plt-x-sihanaka_act_text_reg/11/04.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 4 Fa Petera nanomboka nagnazava ny ra nitranga tamin-jareo tamin'ny antsipiriany; ozy hoe: \v 5 "Nivavaka taigny amin'ny tanànan'ny Jopa za, ary nahita fahitana ny amin'ny fisian'ny ra raika ze nidigna, salan'ny lamba gedabe nahidigna avy aigny an-dagnitra tam'reo zorogny efatra za. Nidigna takeo aminà zany. \v 6 Nivandrigna an'zany za ary nisaintsaigna momba an'zany. Natazagna reo biby mana-tongotra efatra amin'ny tany, reo biby de, reo biby mandady, ary reo vorogna aigny amin'ny lagnitra za.