plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/44.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 44 Raha mbola niteny an'zany ra zany i Petera, de nilatsaka tam'reo ze nitaino ny teniny ny Fanahy Masina. \v 45 Reo ôla tao agnatina'ny vondron'ny mpino vôfora reo ze niaraka tamin'i Petera daôly de gaga, satria ny fagnomezan'ny Fanahy Masina de narotsaka ho an'ny Jentilisa kô.