plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/39.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 39 Tsika de vavolombelon'reo ra-vitan'i Jesosy daôly taigny amin'ny tanin'ny Jiosy sy taigny Jerosalema. Novonon'jareo Izy tamin'ny alalan'ny fagnantognana an'Azy tamin'ny kakazo, \v 40 fa Andriamanitra nanangana an'Azy tamin'ny andro fatelo ary nagnano ze hahitana an'azy, \v 41 tsy reo ôla daôly, fa reo vavolombelona ze vôfidin'Andriamanitra mialô - tamintsika ze ninana sy nisotro niaraka tamin'Azy tafaran'ny nitsanganany tamin'ny maty.