plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/36.txt

1 line
588 B
Plaintext

\v 36 Hainareo le hafatra ze nalefany ho an'ny zanak'Israely, rafa nagnambara filazantsara momba ny fiadanana avy amin'ny alalan'i Jesosy kristy izy, ze Tompon'ny daôly.\v 37 Anareo de nafatatra reo ra nibôgna, ze tegna nitranga tao amin'ny tôrana daôly teo Jodia nanomboka taigny Galilia, tafaran'ny batisa ze nagnambaran'i Jaona; \v 38 reo ra-nibôgna mikasika an'i Jesosin'ny Nazareta, ny fomba nagnosoran'Andriamanitra an'Azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery. Nande nagnano sao Izy sady nagnasitrana an'reo ze vôgejan'ny devoly, satria Andriamanitra de niaraka tamin'Azy.