plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/27.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 27 Raha mbola niresaka niaraka tamin'azy Petera, de niditra izy ary natazagna ôla marobe nitangorogna. \v 28 Ozy izy tam-jareo hoe: "Ny tegnanareo mafantatra fa tsy ara-dalana ho an'ny Jiosy ny miar-miasa na mitsidika ôla avy amin'ny firenena hafa. Fa Andriamanitra nampisiho taminà fa tsy tokony hagnantso ôla hoe: fady na tsy madio. \v 29 Zany no antony natongavako tsisy sakasakana, rafa nasainy za. Ka magnotany an'nareo za hoe nagnino anareo no nagnasa anà nakaty."