plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/22.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 22 Ozy zareo hoe: "Ny kapiteny antsovina hoe: Kornelio, leila marina ary ôla ze midera an'Andriamanitra, ary tsara laza amin'ny firenen'ny Jiosy daôly, ze nolazain'ny anjely masin'Andriamanitra mba hampiakatra an'nao ho aigny an-dragnony, no zany de afaka mitaino ny hafatra aminao izy. \v 23 De nagnasa an'azy reo hiditra sy hijanona hiaraka amin'azy Petera. Ny amaraigna ampôlakekan'igny de nitsangana izy ka niaraka tam-jareo, ary ny sasagny tam'reo rahala avy aigny Jopa de nagnaraka an'azy.