plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/19.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 19 Raha mbola nieritreritra momba an'le fahitana i Petera, de niteny tamin'azy ny Fagna hoe: "Io leila telo mivavaka an'nao. (Fagnamarihana: Ny amin'ny dikan-teny talô de hoe: "Leila rôy no mikaraka an'nao" na misy leila sasagny mikaraka an'nao.) \v 20 Mitsangana ary midigna ka miarà amin-jareo. Aza misalasala miaraka amin-jareo, satria za no nandefa an'azy reo. \v 21 Ary Petera nidigna taigny am'reo leila reo ka niteny hoe:" Za le karanareo. Ino ny antony natongavanareo?"