plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/09.txt

1 line
581 B
Plaintext

\v 9 Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. \v 10 Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, \v 11 ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. \v 12 Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra.