plt-x-sihanaka_act_text_reg/09/28.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 28 Nihaona tamin-jareo izy rafa niditra ary nivôka an'i Jerosalema. Nitare am-pasahiana tamin'ny agnaran'i Jesosy Tompo izy \v 29 ary niady hevitra niaraka tam'reo Jiosy Grika; nefa mbôla niezaka ny hamono an'azy fôgna zareo. \v 30 Rafa fantatr'reo ralahy zany, de nentin-jareo nidigna taigny Kaisaria izy ary nalefany ho aigny Tarsosy izy.