plt-x-sihanaka_act_text_reg/09/26.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 26 Rafa tonga takeo Jerosalema izy, de nagnandrana ny hagnatona reo mpianatra i Saoly, nefa natatra an'azy daôly reo, tsy nino fa mpianatra izy. \v 27 Fa niaka an'azy i Barnabasy ary nitondra an'azy takeo am'reo Apostoly, ary nilaza tam'reo izy hoe nagnakôry no nahitan'i Saoly ny Tompo taigny an-dalana sy ny nikoragnan'ny Tompo tamin'azy, ary nagnakôry no nitorian'i Saoly am-pasahiana tamin'ny agnaran'i Jesosy takao Damaskosy.