plt-x-sihanaka_act_text_reg/09/23.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 23 Tafaran'ny andro maromaro, niara-nagnano drafitra mbô hamono an-jareo ny Jiosy. \v 24 Fa lasana fantatr'i Saoly ny tetik'zareo. Ary niandry ny vavahady magnalin'andro mbô hamono an'azy zareo. \v 25 Fa niaka an'azy tamin'ny alina reo mpianany ary namela an'azy hidigna tamin'ny rindrigna, nampidigna an'azy takao agnaty harogna.